Sosialy

Tinoka Roberto Nanatitra fanampiana tany Toliara


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Manoloana ny ady atao amin'ny fihanaky ny tsimokaretina Covid-19 dia nitondra fanampiana hoentina miatrika izany tany Toliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena,

 


 Atoa TINOKA Roberto, no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin'i Toliara rahateo : "Iray avokoa ny Malagasy, hoy izy,  ary fanafoanana ny Covid-19 no tanjona". Nitarika ny famendrahana fanafody amin'ireo cyclo-pousse miisa 2800 tany an-toerana no sady nizara ireo entana ilaina amin'ny fiainana andavan'andro hoan'ireo marefo ara-pivelomana, izy tamin'izany mba
hitsinjovana ny maha samy olombelona sy mba hifehezana ny fihanakin'ity valanaretina ity.Fizarana notanterahana tao amin'ny Kianja mitafon'i Toliara niarahana tamin'ireo olom-boafidy sy manam-pahefana aty an-toerana, vatsy izay nahitana: vary 400 Gony sy
Savony 400 baoritra ary aro vava (cache bouche).

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT