Sosialy

Malagasy Rugby Manentana ny rehetra hampitombo fahalalana


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Amin’izao fiatrehana ny "Confinement" eto amintsika izao ka tsy hahazoana manatanteraka fifaninanana ara-panatanjahantena samihafa dia mentana ny rehetra hampitombo fahalalana sy fahaizana amin'ny fanaovana


"examen en ligne" ao amin'ny  tranokala 
www.worldrugby.passport.org  ny Malagasy Rugby "Federasiona
Malagasin'ny taranja rugby" Feno ny zavatra rehetra izay ilainao ara-teorika ao na document na video ao amin'io tranokala io, hoy izy ireo ka rehefa tapitra kosa ity fihibohana ity dia hiditra amin'ireo fampiofanana an-kianja isika miaraka amin'ireo mpampiofana avy amin'ny World Rugby.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT