Sosialy

Ambohidratrimo Hahazo fanampiana ireo kaominina rehetra


  • Talata 14 Aprily 2020

Hahazo fanampiana avokoa ireo kaominina miisa 24 mandrafitra ny

 

distrikan’Ambohidratrimo ho fiatrehana ny fihibohana. Na izany aza anefa dia tsy maintsy tanterahina ao anatin’ny filaminana izany raha araka ny fanazavan’ny solombavambahoaka voafidy any an-toerana ary aterina isan-tokantrano.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT