Sosialy

Fizarana vola fisotroan-drorono Hanomboka ny 17 aprily izao


  • Talata 14 Aprily 2020

Hanomboka ny zoma 17 aprily izao ny fizarana ny vola fisotroan-dronono ka ho an’ny faritra Analamanga sy Atsinanana ary Matsiatra ambony moa no

 

 

nametrahana ny fandaminana noho ny antony fipariahan’ny areti-mandripaka Coronavirus, raha ny fanazavana. Ny laharana miafara amin’ny 0 sy 1 no mahazo ny anjarany amin’io daty. Ny alatsinainy 20 aprily kosa ho an’ny 2 sy 3. Talata ho an’ny 4 sy 5 dia mitohy araka izay hatrany mandra-pahatongan’ny faha 28n’ny volana aprily. Azon’ireo misitraka izany amin’ny alalan’ny “virement bancaire” atao kosa ny manatitra ny “certificat de vie” manomboka izao eny amin’ny toerana mahazatra azy, raha ny fanazavana hatrany. Ireo mpandray ny antsoina hoe “Pension de veuvage” na mananontena manana laharana miatomboka amin’ny 1A, 2A, 9A kosa dia ao amin’ny RGA na “Recette generale d’Antananarivo” eo Antaninarenina kosa dia handray ny fisotroan-drononony eny amin’ny “Paierie generale annexe” Isoraka.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT