Sosialy

Toamasina Hitokona indray ireo mpamily Tuk Tuk


  • Talata 14 Aprily 2020

Saika miverina amin’ny fiainany an-davanandro ny rehetra ao Toamasina I , misokatra ny tsena ,

 

 

 

 efa mivarotra hatramin’ireo mpivarotra kojakoja an-tokantrano samihafa, ireo mpivarotra kojakoja fanamboaran-trano, ireo mpivarotra lamba sy friperia, sns… ao anatin’izany dia efa miasa avokoa ihany koa ireo mpitondra cyclo-pousse izay tena mahazo fanampiana be indrindra ao Toamasina; raha voasakan’ny mpitandro ny filaminana kosa ireo Tuk-Tuk raha miasa tapak’andro toy ny misy ankehitriny. Noho io antony io dia tsy faly sy mampiaka-peo ary milaza ny haneho ny tsy fahafaliany amin’ny tsy fahafahana miasa izy ireo satria isany tsy dia mahazo fanampiana izy ireo nefa ny tahiry efa lany.

 

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT