- Alatsinainy 02 Martsa 2020
Sosialy.Mponin’Ambohitrimanjaka “Vonon-kiaro ny tany niavianay izahay”
Mitohy ny ady ho an’ireo mponina eny Ambohitrimanjaka. Tsy mitsahatra ny mihaona izy ireo isaky ny andro sabotsy
Hamaky ny tohinyMitohy ny ady ho an’ireo mponina eny Ambohitrimanjaka. Tsy mitsahatra ny mihaona izy ireo isaky ny andro sabotsy
Hamaky ny tohinyEfa tonga soa aman-tsara any amin’ny Nosy rahavavy Maorisy tamin’ny faran’ny herinandro teo Atoa Tabera Randriamanantsoa,
Hamaky ny tohinyAsa avy hatrany fa tsy kabary no entin-dRandrianarisoa Jimmy, Ben’ny tanànan’Alasora hampandrosoana ity kaominina ity ao anatin’ilay teny filamatra manao hoe : “Alasora iombonana, mahate-honina” !
Hamaky ny tohinyTrano iray no nirehitra ny sabotsy teo tao amin’ny fokontany Ankady, kaominina Tanjombato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyHerinandro taorian’ny nirodanan’ny tafon’ny Zaimaika etsy Analakely dia fantatra fa hiroso amin’ny fanarenana izany ny tombon’andraikitra.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fanambin’ny firenena hamboly 60 tapitrisa hazo mifandraika amin’ny faha-60 taona nahazoana ny fahaleovantena, dia nanatanteraka ny anjara adidiny ny IT University.
Hamaky ny tohiny