Sosialy

Haintrano Olona 120 traboina any Farafangana


  • Talata 14 Aprily 2020

Tafakatra 120 isa ireo olona traboina ao Farafangana ankehitriny.

 

 

 Vokatry ny haintrano nitranga tany an-toerana ny faran’ny herinandro teo no nahatonga izany. Trano miisa 25 no kila hotohoton’ny afo ka lasa lavenona tamin’izany avokoa ny vola sy ny fitaovana rehetra. Miantso fanampiana hiatrehana izao fihibohana izao sy ny voina mahazo azy araka izany ireo mponina any an-toerana.

Pati

    

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT