Sosialy

Lanto Rakotomanga Ho saziana izay tratra manodinkodina ny Vatsy Tsinjo


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Olona 7500 amin'ny 38 000 no efa nahazo ny Vatsy Tsinjo eny amin'ny boriborintany faharoa Antananarivo renivohitra hatry ny omaly.

 

 

 

 

Tsy maintsy hahazo ny tsirairay fa aza manahy ianareo,hoy ny depiote Lanto Rakotomanga teny Ambolokandrina omaly.Teneno amin'ny mpiara miasa amiko na ambarao aty amiko mivantana raha misy hitanareo manodinkondina ny fanomezana, hoy izy fa tsy maintsy hosaziana ny fangalarana ny fananam-panjakana.Maro ny olona mitaraina sy miahiahy eny amin'ity boriborintany ity noho ny fizarana Vatsy Tsinjo somary mitarazoka.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT