Sosialy

Vatsy tsinjo sy PAM Afangaron'ny olona fa noana izy


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Tena sahirana ny olona ka raisiny ambangovangony ny tenin'ny filoha. Mizara fanomezana isam-pokontany ny fitondrana ka ny komity isaky ny vakim-paritra tarihin['ny sefony no manao izany.

 

Vatsy Tsinjo no iantsoana azy ireny. Nisy koa ny fitsinjovana manokana ireo marefo sy zokiolona. Izay nisy karazan-tsakafo toy ny vary,menaka,ronono soja... . Nisy koa anefa ny ONG toy ny PAM na Programme Alimentaire pour la Malnutrition izay tonga manadihady eny ifotony ireo olona tena tadiaviny toy ny sahirana. Ny komity loharano hatrany no miandraikitra manampy azy ireny. Ny olona anefa tsy mahalala fa milahatra sy misisika hatrany ary mitondra harona fa noana. Araka ny fantatra dia olona vitsy isaky ny vakim-paritra ihany no hisatraka fanomezana na vola avy amin ny PAM. Ny filaharana anefa an-kilaometatra ary tsy voahaja ny elanelana. Noana ny olona ka tsy mahalala izay hahafaty azy.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT