Sosialy

Vatsy ho an’ny mpanao gazety Fandraisana anarana aloha no vita omaly


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Ny zoma lasa teo, mpanao gazety miisa 400 no nisitraka vatsy fanampiana avy amin` ny governoran` ny faritra Analamanga.

 

 

 

 Araka ny fampanantenana natao an` ireo izay tsy nisitraka izany tamin` io andro io dia omaly talata, no hahazo ny anjarany izy ireo. Nirava maina anefa ny fizarana teny Ambohidahy omaly. Na izany aza, dia tsy hojerem-potsiny ireo nasaina niverina omaly fa dia noraisina anarana  lisitra izao ka nampanantenaina hahazo . Araka ny fandaminana vaovao napetraka, dia noraisina anarana isaky ny toeram-piasany avokoa ireo mpanao gazety tonga teny an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT