Sosialy

Kaontera mandeha amin’ny fahana Manamaivana ny fahasahiranana


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Ao anatin’ny fanatanterahana ny drafitra ara-tsosialy amin’ny hamehana ara-pahasalamana dia manamora ny fanefana ny faktioran-jiro sy rano ho an’ireo mpanjifany ny JIRAMA .

 

 

 

 

Voakasik’izany ireo mampiasa ny kaontera mandeha amin’ny fahana. Afaka manefa tsikelikely ny vidin’ny fahana amin’ny kaonterany ihany koa ireo mpanjifa mampiasa ny kaontera GARDY na CONLOG manerana an’Antananarivo sy Nosy-Be. Afaka maka fahana toy ny fandaniany isam-bolana ary miampy ny an-tsasak’izany ny mpanjifa. Rehefa vita ny fihibohana dia averiny tsikelikely ny vidin’izany fahana izany. Afaka manefa manontolo ny saran’izay fahana tiany vidiana ihany koa nefa ny mpanjifa.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT