Sosialy

Mpanjaitra an-tsena Tsy misy intsony ny mpanjifa


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Velon-taraina tanteraka ireo mpanjaitra an-tsena etsy Ambodin’Isotry amin’izao fotoana izao noho ny tsy fisian’ny mpanjifa.

 

 

 

 Nanambara Atoa Désiré izay mpanjaitra iray izay efa nivelona tamin’izany nandritra ny 25 taona fa mbola tsy nisy fatiantoka tahaka ny amin’izao fotoana izao hatramizay. Nilaza ny tenany fa mahavita zaitra hatrany amin’ny 40 isam-bolana ho an’ny akanjom-behivavy, 60 kosa ho an’ny ankanjon-dehilahy ary mahatratra 100 eo ho eo ny akanjo fentina manao fanatanjahan-tena sy akanjo mafana talohan’izao fihibohana izao. Amin’izao fotoana izao dia zara raha misy mandalo ary tena maina tanteraka ny tsena araka ny fanambarany.

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT