- Zoma 17 Aprily 2020
Sosialy.Varotra amoron-dalana Very fihinana ireo mpivarotra finday
Anisan'ireo misedra olana tanteraka amin'izao fotoana ireo mpivarotra finday sy kijakojana finday ary koa ireo mpampiditra hira anaty finday eny amoron-dalana.10 000 ka hatramin'ny 15 000 ariary isan'andro hatrizay ny vola azon'izy ireo;
Hamaky ny tohiny