Sosialy

Olona mitsirara tetsy sy teroa Mitoetra hatrany ny ahiahy


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Mampanahy ihany ny nahita ireo olona efatra izay nitsirara tetsy sy teroa teto an-drenivohitra.

 

Rehefa nanontaniana akaiky ny tompon’andraikitra dia nilaza fa noana ny ankamaroan’izy ireo ary torana noho ny tsy fihinanan-kanina. Na izany aza anefa dia mahalasa saina ihany satria tena mbola tanora avokoa ireo ary azo heverina fa raha hanohanana dia mety ho lefiny ihany. Noesorina tanteraka tao anatin’ny valim-panontaniana ny mety ho fanahiana ho voan’ny Covid-19 tamin’ireo tanora.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT