- Alarobia 04 Martsa 2020
Sosialy.Ankazotoho Anosizato Nitokona ireo mpitondra cyclo posy
Nitokona avokoa ireo mpitondra cyclo posy mampitohy an’Ankazotoho sy Anosizato omaly maraina.
Hamaky ny tohinyNitokona avokoa ireo mpitondra cyclo posy mampitohy an’Ankazotoho sy Anosizato omaly maraina.
Hamaky ny tohinyLehilahy 28 taona no voasambotry ny polisin'Itaosy sy ny BC3 ny alahady 1 martsa teo tokony ho tamin'ny 8ora sy 30mn alina teny Ampasika rehefa namono ny zana-badiny vavy kely iray.
Hamaky ny tohinyVavahady nikatona, tsy nisy mpianatra anatin`ny efitrano fianarana, nangina ny tokotanin-tsekoly omaly teny amin`ny lisea teknika Alarobia (LTI).
Hamaky ny tohinyManome 72 ora ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena indray nanomboka omaly talata ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ny
Hamaky ny tohinyMahatsiaro tena voafitak’ireo mpampiasa azy feno ireo mpiasan’ny PMU miisa 800 nahazo fampitam-baovao fa mandeha sômazy teknika mandritra ny 3 volana raha mampidi-bola ara-dalàna izy ireo isan’andro.
Hamaky ny tohinyMihamafy hatrany ny fanaraha-maso ireo olona mivoaka sy miditra mampiasa ny lalam-pirenena fahenina sy fahefatra ary faharoa amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny