Sosialy

Taxi-moto, bisikileta ary sarety Handraisana fepetra manokana


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Nilaza ny handray fepetra manokana amin'ny taxi-moto sy bisikileta ary sarety mitondra olona an-tsokosoko ny fanjakana.

 

 

Raha zohina mantsy tsy mba anisan'ireo nahazo fanampiana ireto farany ka mahatonga azy ireo mbola manohy ny asa. Fanagiazana mandritra ny andro maro no miandry raha araka ny fanazavana avy amin’ny tompon’andraikitra. Tsy misy marimaritra iraisana hita mihitsy hatreto amin’ny fampiodinana ny firenena ary marobe ny sehatra izay efa mitaraina vokatry ny jadona izay misy. Ny tena ahiana hamono, hoy ny sasany, dia ny hanohanana noho ny Covid19.

RTT

    

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT