Sosialy

Tohana ara-tsosialy Mitombo ireo mangataka amin'ny fitondrana


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Mivoaka mitady vola izahay hamelomana ny vady aman janakay, hoy ireo mpanera hazo eny Andravohangy sy Ambodivona.

 

 

 

 Mangataka amin'ny filoha izahay fa tsy misy asa,hoy ny mpiasan'ny masinin-kazo,tompony,mpivarotra... . Mangataka izahay fa tsy mandeha ny asa,hoy ny mpitarika sarety ,posy... . Hatramin'ny mpangataka tsy mahazo vola intsony. .

Rabeso

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT