Sosialy

Vola fisotroan-dronono Mila manaraka daty tsara ny taratasy


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Ramatoa iray avy any sabotsy namehana no nandeha an-tongotra 15 km nanatitra ny dosieny teny amin ny tahirimbolam-panjakana Antaninarenina.

 

 

 

 

Ny daty tamin' ny taratasim-panamariham-pavelomana no tsy nifanaraka dia naverina nody izy. Dia mbola nanao 15 km indray. Nanafatra izy ho an'ireo namany fa ny daty anaterana ihany no eken'ny "tresor".

Rabeso

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT