Sosialy

Epicerie Misy miverina misokatra amin'ny hariva


  • Zoma 17 Aprily 2020

Tahaka ny antso an-tany efitra ihany ny nataon'ny ministeran'ny atitany hatrizay satria tsy voahaja amin'ny ampahany betsaka ny fepetra amin'ny fihibohana, indrindra fa amin'ireo kaominina sy fokontany ivelan'Antananarivo renivohitra.

 

 

Mikatona tokoa ireo trano fivarotana rehefa tonga ny amin'ny 12 ora atoandro, saingy maro amin'izy ireo no miverina misokatra rehefa amin'ny 4 ora sy sasany na amin'ny 5 ora hariva any ary mikatona indray amin'ny 6 ora sy sasany na amin'ny 7 hariva any.Ny antony raha ny fanadihadiana natao dia amin'io ora io no miverina miantsena indray ny olona eo an-tanàna ho an'ny sakafo hariva ka mila vary,menaka, paty, trondro sira, labozia.Efa tahaka izay ny fomba fiana hatrizay ary tsy niova mihitsy amina fokontany maro.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT