- Alakamisy 05 Martsa 2020
Sosialy.Zaza latsaky ny 11 volana Ezahana ho vita vaksiny ny 90%
Notokanan-dRamatoa vadin'ny filoham-pirenena izay sady filohan'ny fikambanana Fitia, Mialy Rajoelina, omaly ny "Centre amis de la vaccination" ao amin'ny Hopitaly "Mère Enfant"
Hamaky ny tohiny