Sosialy

Fanapoizinana ara-tsakafo Zaza 4 taona matin'ny Paty sy Mayonnaise


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Zaza iray vao efa-taona monja no namoy ny ainy vokatry ny fihinanana paty nisy maionezy tany Mahajanga ny Alahadin’ny paska teo.

 

 

 

 Valo mianaka izy ireo raha ny vaovao azo no indray naiditra tao amin’ny hopitaliben’Androva ao Mahajanga. Tsy tamin’io fotoana naharariany io anefa izy ireo no namonjy hopitaly fa tamin’ny Talata lasa teo izany hoe : roa andro taty aoriana, antony nahatara ny fandraisana an-tanana, indrindra fa ilay zaza tsy manan-tsiny izay marihina fa mbola marefo raha oharina amin’ireo niaraka taminy. Tonga nijery sy nankahery azy ireo ary nitondra fanampiana tany an-toerana ny solombavambahoakan’i Mahajanga Rtoa Rahantanirina Lalao sy ny ben’ny tanàna ao an-toerana. Teo ihany koa ny avy eo anivon’ny CCO ao Boeny izay notarihan’ny lehiben’ ny faritra.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT