Sosialy

Varotra amoron-dalana Very fihinana ireo mpivarotra finday


  • Zoma 17 Aprily 2020

Anisan'ireo misedra olana tanteraka amin'izao fotoana ireo mpivarotra finday sy kijakojana finday ary koa ireo mpampiditra hira anaty finday eny amoron-dalana.10 000 ka hatramin'ny 15 000 ariary isan'andro hatrizay ny vola azon'izy ireo;

 

 

 ankehitriny amin'izao fihibohana izao tsy misy afa-tsy 3000 ariary sisa.Sahirana izahay hoy izy ireo satria tena tsy mahavita ny ao an-trano intsony izany vola izany, ny tompo-trano tsy te hahalala fa mitaky hofan-trano tahaka ny mahhazatra ihany.Ny sakafo hohanina tsy maintsy ferana, mbola ady saritaka anefa ny fakana ilay fanampiana avy amin'ny fanjakana raha ny filazan'izy ireo hatrany. Andravoahangy, Analakely, Isotry, Anosy, Ampefiloha, 67Ha, Petite Vitesse, Ankazomanga no matetika toerana misy azy ireo. Mahatonga ny tsena tsy handeha ilay fepetra tsy maintsy mody amin'ny 12 ora atoandro, hita ho mihena ihany koa ny olona mivoaka ka noho izany mihena ny "client".

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT