Sosialy

Antananarivo Taxi 7 000 sy taxi-be 5 000 no efa nahazo fanampiana


  • Zoma 17 Aprily 2020

Namoaka tarehimarika ny fiadidian’ny tanànan’Antananarivo mikasika ny fizarana fanampiana ho an’ireo mpitondra fiarakaretsaka na taxi sy ny taxi-be.

 

 

 

 

Ho an’ireto farany manokana dia fantatra fa miisa 5 000 no nisitraka izany raha 7000 kosa ny taxi. « Mihoatra ny an-tsasany tamin'izy ireo no tsy ara-dalàna, nefa nomena izany ihany. Ireo manana taratasy hosoka kosa dia tsy nomena ary tsy hahazo fanampiana mihitsy », hoy ny tatitra. Tokony hanatona hatrany ny kaominina Antananarivo renivohitra moa, izay manana « licence » ara-dalàna nefa mbola tsy nahazo fanampiana.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT