Sosialy

Mpiasan'ny zone franche Mbola maro ireo mamono tena miasa


  • Zoma 17 Aprily 2020

Mandeha an-tongotra avy any Tanjombato ny sasany hiasa any Andraharo. Miala ao an-trano amin ny 4ora 30mn maraina.

 

Ao koa ny avy any Ambohipo,Ankafindratombo ho eny Ivandry. Ny vola miditra anefa izay tian'ny mpampiasa, tsy arakaraky ny faharerahana sy ny asa atao.Misy tena mizaka ny tsy eran'ny aina ireo mpiasan'ny orinasa afaka haba.Tratran'ilay hoe : aleo mihinan-kely toa izay mandry fotsy dia miaritra eo aloha.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT