• Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Orinasa Kraoma Mitaky ny fanesorana ny Tale jeneraly ireo mpiasa

Tofoka sy leo amin` ny olana mianjady amin` ny orinasam-panjakana Kraomita Malagasy ny mpiasa manoloana ireo fampanatantenana ataon` ireo mpitantana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Mpamily taxi tsy mbola nahazo fanampiana Afaka maka ny anjarany eny amin’ny lapan’ny tanàna

Na dia efa nahatratra 5.000 isa aza ireo mpamily fiara karetsaka efa nahazo fanampiana tao anatin’izay fihibohana andiany voalohany sy faharoa naharitra iray volana izay dia mbola hanome ireo tsy nahazo ny anjarany ihany ny kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Baomiavotse Vahinala Raharinirina "Ny Olona no harena"

Telo volana latsaka no nandraisan i Baomiavotse Vahinala Raharinirina andraikitra amin'ny maha ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Arina fotsifotsy Mampihena hatrany amin'ny 50% ny vola mivoaka

Amin’izao fotoanan’ny Krizy izao dia ilaina ny fitsitsiana ary atao ny fomba rehetra izay tsy ivoaham-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Rano fisotro madio Fokontany 31 hametrahana ny “Water Service Point”

Ny « Water Service Point » dia fepetra iray natao hanampiana ny vahoaka amin` izao fahamehana ara-pahasalamana ho an` ny rano fisotro madio sy fanasana tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Ambavahaditokana Tsy nisy zandary mamo naka ny volan’ny mpivarotra izany

Ankoatra ny teny Anosizato Andrefana izay voatery nandefasana baomba mandatsa-dranomaso mihitsy ho fampodiana ny mponina taorian’ny tamin’ny 12 ora atoandro dia nitrangana toe-javatra tahaka izany ihany koa teny Ambavahaditokana Itaosy,

Hamaky ny tohiny
FTT