Sosialy

Zokiolona haka "pension" Tsy mila fahazoa-dalana manokana


  • Zoma 17 Aprily 2020

Manomboka amin'ity anio ity ny fandoavana ny vola fisotroan-dronono ho an'ireo zokiolona manerana ny nosy.

 

 

Tsara ho marihana fa tsy mila fahazoan-dalana manokana amin'ny fivezivezena izy ireo fa mitondra ilay karatra maha mpandray fisotroan-dronono fotsiny dia efa milamina.Iny karatra iny izany no entina dia aseho ny mpitandro filaminana misava eny an-dalana raha toa ka mandeha fiara.Misy ihany koa ireo kaominina nametraka fiara manokana hitaterana ireo zokiolona ao aminy haka ny vola "pension"

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT