Sosialy

Fizarana fisotroan-dronono Nilamina ny andro voalohany


  • Sabotsy 18 Aprily 2020

Nanaja ny fandaminana napetraky ny polisy ireo zokiolona naka vola fisotroan-dronono teto an-drenivohitra ary tsy nahitana fifanosehana na fihetsika mihoa-pefy fa tena nanara-dalàna tokoa izy ireo,

 

 

 

hany ka nirindra sy nilamina tanteraka ny fandraisan'izy ireo ny fisotroan-drononony. Ny Polisim-pirenena moa dia hita teny amin'ireo toerana fandraisana fisotroan-dronono ary nanamafy ny fiambenana ireo zokiolona indrindra amin'ny fiarovana azy ireo amin'ireo mpanararaotra satria tsy kely lalana ny ratsy. Najaina tanteraka sy feno ihany koa ilay fepetra fisorohana ny mety ho fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus, ho fiarovana azy ireo izay voasokajy ao anatin’ireo marefo. Nilamina ny andro omaly voalohany tamin’ny ankapobeny.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT