Sosialy

Andoharanofotsy sy Ambohijanaka Tratra ilay mpanodinkodina fanampiana


  • Sabotsy 18 Aprily 2020

Tratra tao Andoharanofotsy sy Ambohijanaka ireo entana nahodina izay tokony ho zaraina ho an'ny vahoaka. Vary 2 taonina ao anaty gony milanja 25 kg,

 savony ,labozia, tsaramaso, siramamy no tratra teo Andoharanofotsy. Vary , sardine , ppn no tratra tao Ambohijanaka. Marihina fa ilay fanampiana andiany voalohany ireto tratra ireto, araka ny vaovao azo. Atsimondrano izany no toerana famatsiana ireto entana maro be ireto, fa tsy tao anatin'ny mpizara, na mpitantana ireto olona ireto fa efa tambajotra mihitsy, raha ny fanazavana. Manaporofo ny tsy fangaraharana sy ny tsy kolikoly ao anatin’ny fitantanana ireo fanampiana natao ho amin’ny anaran’ny Malagasy io. Maro rahateo ny fitarainana mahakasika azy ity.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT