Sosialy

Ady amin'ny Coronavirus any Toliara Ireo sahirana ara-pivelomana indray no nisitraka fanampiana


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Ireo sahirana ara-pivelomana ao antampon'ny tanànan'i Toliara indray no nisitraka ny fanampiana avy amin'ny fanjakana izay natolotry ny minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady ministr mpiahy ny Faritanin'i Toliara, Atoa Tinioka Roberto, tamin'ny zoma 17 aprily 2020. Vatsy nahitana vary sy savony no natolotra tamin'izany.

 

 


 Nandritra ity fotoana ity ihany koa no nanaovan'Atoa minisitra tatitra mahakasika ny fivoaran'ny fihanaky ny Coronavirus any amin'ny renivohi-paritany masoandro. Fantatra tamin'izany fa efa tsy misy ahiana
intsony izany any an-toerana satria « Négatif » avokoa ny valin'ireofitiliana natao tamin'ireo olona niisa 452, izay nifampikasokasoka tamin'ireo teratany karana 3 nitondra ity otrikaretina ity tany
Toliara.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT