Sosialy

Ankadikely Ilafy Nahazo vatsy ireo mpiasan'ny kaominina


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Tsy nanavahana fa dia nahazo fanampiana avy amin` ny ben` ny tanàna avokoa ireo mpiasa eo anivon` ny kaominina Ankadikely Ilafy distrikan` Avaradrano mba ahafahan` izy ireo manaja ny fihibohana.

 

 

 

 


Vary, menaka, sira, savony, ary siramamy no nomena azy ireo ny zoma lasa teo. Nisaotra ny Ben' ny Tanàna sy ireo ekipany ary ireo mpanolotsain' ny tanàna nitady ny hevitra rehetra nahafahana nanome tohana tahaka izao ny mpiasa.


Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT