- Talata 21 Aprily 2020
Sosialy.Latsakemboka sy hetra samihafa Naato ny fandoavana azy ireo
Nivory niaraka tamin’ny birao maharitra eo anivon` ny Antenimierandoholona ny Praiminisitra Ntsay Christian noho ny ady amin` ny COVID-19.
Hamaky ny tohinyNivory niaraka tamin’ny birao maharitra eo anivon` ny Antenimierandoholona ny Praiminisitra Ntsay Christian noho ny ady amin` ny COVID-19.
Hamaky ny tohinyVola no nivoahana ny trano kinanjo fahafatesana no hita, io no nihatra tamina raim-pianakaviana iray nandeha niasa nanamboatra trano tany amin’ny Faritra Sofia ny Alahady teo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny maty antoka ary tena feno fahasahiranana ireo mpiasa tena izay maro an’isa eto amin’ny firenena hatramin’ny nanombohan’ny krizy. Tokony mba hojerena manokana izy ireo satria efa maro ny nandany hatramin’ny masonkarena.
Hamaky ny tohinyMandalo fotoan-tsarotra ihany koa ny OSTIE (Organisation Sanitaire Tananarivienne Inter Entreprises) amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNy “loharano” tsy hita fihaviana ary mbola saika mikolay amin’ny firafiny sy ny fomba fiasany hatramin’izao ny ankamaroan’ny valalabemandry.
Hamaky ny tohinyNiara nisakafo tamin ireo ankizy ao amin ny Orphelinat Samaritana ny Solombavambahoaka sy ny ekipa parlemantera miaraka aminy tamin'ny alakamisy 16 aprily 2020 lasa teo. Faly
Hamaky ny tohiny