Sosialy

Fizarana Vatsy Tsinjo Mitohy ny fimenomenomana


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Ny an'Andavamamba Ambilanibe, nozaraina teny amin'ny EPP Anosipatrana. Ny teny Ambohitrarahaba nimenomenona ny vahoaka fa misy manao kiantranoantrano.

 

 

 

Toy izany koa ny teny Fenomanana mahazoarivo boriboritany fahatelo . Ampahany ihany ireo fa maro ireo lesoka mila harenina haingana amin'ny fizarana ny Vatsy Tsinjo izao manaraka izao.

 

Rabeso

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT