- Alakamisy 07 Mey 2020
Sosialy.Mpikarakara lanonana Mangataka ny avela hiasa
Nivondrona nanao fanambarana tetsy 67ha omaly ireo mpikarakara lanonana amin’ireny toerana fandraisana izany ireny na Espace.
Hamaky ny tohinyNivondrona nanao fanambarana tetsy 67ha omaly ireo mpikarakara lanonana amin’ireny toerana fandraisana izany ireny na Espace.
Hamaky ny tohinyAn-dalam-panomanana ny fivoahany amin’ny krizy ny orinasa JIRAMA amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNitarika krizy ara-tsosialy ho an` ny besinimaro ny fisian` ny valanaretina COVID-19. Saika marefo ara-pahasalamana ny ankamaroan` ny mponina noho ny tsy fahampian-tsakafo sy noho ny fahaverezana asa.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny herisetra ao anatin’izao fihibohana izao, indrindra fa amin’ireo voasokajy ho marefo.
Hamaky ny tohinyNa fahazoam-baovao na fampitam-baovao avy amin’ny foibe dia hita ho miteraka savorovoro daholo ankehitriny, raha ny fahitan’ireo mpitantana fokontany azy, indrindra, mahakasika ireo fanampiana.
Hamaky ny tohinyMalaza ary tena mahazo vahana eto amintsika mihitsy amin’izao fotoana ny fitsaboana amin’ny alalan’ny zava-maniry taorian’ny nipoiran’ny tambavy CVO.
Hamaky ny tohiny