• Sabotsy 28 Martsa 2020
Sosialy.Editions Jeunes Malgaches Hamporisika ny ankizy ho tia mamaky boky

Hisy boky miisa 6 izay navadika ho feo handeha maimaimpoana isan'andro ao amin'ireo onjam-peo mandrafitra ny “Coalition des radios”, izay maherin` ny 50 isa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2020
Sosialy.Minisitry ny mponina Manao “télétravail” avy eny Anosiala

Somary gaga ihany ireo mpanara-baovao mahita ny tale jeneraly misahana ny fiahiana sosialy misolo tena ny ministra Naharimamy Lucien Irmah isaky misy fivoriana na koa hetsika ataon` ny ministera foibe amin` izao fiatrehana ny “coronavirus” izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2020
Sosialy.Savorovoro tany Toamasina Saika raikitra ny fandrobana, 3 voasambotra

Mafampana ny toe-draharaha ao Toamasina amin’izao fotoana izao. Ho an’ny omaly dia nisy ny fitokonana nataon’ireo mpitarika posy tao Morarano

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2020
Sosialy.Ampitatafika Nisy razana efa simba natsingevan` ny rano omaly

Nihorohoro tanteraka ny olona nahita, omaly. Razana iray no hita teny amin` ny reniranon` Sisaony tetsy Ampitatafika, tokony tamin` ny 3 ora tolakandro. Lehilahy iray,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2020
Sosialy.Entana vidina amin`ny internet Mihamaro ny mpanjifa azy

Manomboka mahazo vahana ny “livraison à domicile” amin` izao fotoana izao. Taorian` ny fiparitahan` ny COVID-19 eto amintsika mitombo isa hatrany ireo mpanjifa no misafidy io fomba fiasa io mba tsy hivoahana ny trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Sosialy.Hotely Colbert Mpiasa miisa 375 naato tamin’ny asany

Mikatona avokoa ireo toeram-pisakafoana lehibe 3 ao amin’ny hotely Colbert araka ny fantatra.Antony nahatonga izany ny fahavitsian’ny olona tonga ao amin’ny hotely lehibe iray ity

Hamaky ny tohiny
FTT