- Talata 24 Martsa 2020
Sosialy.Tsena mora Niteraka fitangoronana be
Isan’ny fepetra noraisin’ny fanjakana hoenti-mitsinjo ny vahoaka eo anatrehan’ny olana nateraky ny fanapahan-kevitra momba ny coronavirus ny fanaovana “Tsena mora”.
Hamaky ny tohinyIsan’ny fepetra noraisin’ny fanjakana hoenti-mitsinjo ny vahoaka eo anatrehan’ny olana nateraky ny fanapahan-kevitra momba ny coronavirus ny fanaovana “Tsena mora”.
Hamaky ny tohinyNa dia efa voarara tsy hiasa aza ireo karazam-pitateram-bahoaka eto Antananarivo renivohitra dia tsikaritra mbola nisy nanohy izay asany an-davan’andro izay ihany ireo fiara mpitatitra eto an-drenivohitra ny 23 martsa 2020 teo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny lalana iray hahafahana mandresy ny otrik’aretina Coronavirus ny fanajana ny fahadiovana.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fiainana ho an’ireo gasy madinika na dia efa voarara aza hatramin’ny omaly fa tsy misy mahazo mivoaka ny trano intsony ny rehetra ary olona iray ihany no mandeha miantsena. Toy ny isan’andro ihany anefa no hita teny amin’ireo faritra maro eto an-drenivohitra toy ny eny amin’ny 67 ha, ambodin’Isotry, Anosibe….
Hamaky ny tohinyNa dia efa voarara tsy azo natao intsony aza nanomboka omaly Alatsinainy 23 Septambra ny fivoahana ny trano sy ny fivorivoriana dia mbola vahoaka be ihany no tonga nilahatra nandoa jiro
Hamaky ny tohinyLehilahy iray no voasambotry ny mpiasan'ny ANS ary natolotra ny polisim-pirenena ao amin'ny CSP1 Analakely ny alakamisy 19 martsa teo noho ny resaka halatra.
Hamaky ny tohiny