- Alatsinainy 30 Martsa 2020
Sosialy.Mahajanga sy Fianarantsoa Nahazo fanampiana ireo mpianatry ny oniversite
Tsy teo an-drenivohitra ihany fa dia nahazo ny anjarany tamin` ny “vatsy Tsinjo” na ny tohana ara-tsosialy ihany koa ireo mpianatra mipetraka eny amin'ny oniversite Mahajanga sy Fianarantsoa.
Hamaky ny tohiny