- Talata 31 Martsa 2020
Sosialy.Polisim-pirenena Tsy sasatra manentana ny vahoaka
Tsy sasatra ny polisim-pirenena manentana ny momba ireo mpivarotra sakafo, fanafody, mpivarotra mpambongady sy enta-madinika mikasika ny ora hahafahan’izy ireny misokatra ho an’ny mpanjifa.
Hamaky ny tohiny