Sosialy

Mpivarotra ao Morafeno Mahajanga Nirohotra nankeny amin’ny lapan’ny tanàna


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Nivadika bazary tao anaty fotoana fohy ny lapan'ny tanànan'ny Mahajanga noho ny fitokonan'ireo mpivarotra nesorina teny amin'ny làlaln’i Morafeno omaly alarobia 6 may maraina.

 

 

 

 

 Nobatain’izy ireo avokoa ny sobika misy ny entam-barotra ka teo no nifampitaona izy rehetra. Olana mateti-piseho ny adin'ny mpivarotra sy ny fiadidin’ny tanàna ka andrasana ny vahaolana maharitra.

 

Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT