Sosialy

Tosika Fameno ao Toamasina Nampiakarina ho 42 000 isa ireo tokantrano omena


  • Zoma 08 Mey 2020

Nosantarin’ny filohan’ny repoblika, Andry Rajoelina, omaly, ny fizarana Tosika Fameno ao an-toerana.

 

 

 

Izy io moa, amin’izay anarany izay, dia fanampiana mitentina 100.000 ariary ho an’ireo tokantrano heverina ho tena sahirana ao anatin’izao fahamehana ara-pahasalamana izao. Rehefa natao ny fanadihadiana, hoy ny filoha, dia raha novinavinaina ho miisa 25.000 eo ireo tokantrano tokony hisitraka izany teo aloha dia hita fa ny atsasany latsaka kely amin’ireo tokantrano ao Toamasina dia tsapa ho sahirana avokoa. Nampitomboina ho lasa 42.000 isa noho izany ireo tokantrano hisitraka izany ao an-toerana.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT