- Alarobia 01 Aprily 2020
Sosialy.Kaominin’i Tanjombato Nahazo dabam-pako 20 isa
Ao anatin’ny ady amin’ny valan’aretina Coronavirus hatrany dia nisy omaly ny fanoloran’ny avy eo anivon’ny orinasa SFOI dabam-bako miisa 20 hitandroana ny fahadiovan’ny tanana ao Tanjombato ao.
Hamaky ny tohiny