Sosialy

IVATO Vita "beton" ny lalan-kely rehetra


  • Zoma 08 Mey 2020

Mitohy ny asa fampandrosoana ho an’ny kaominina Ivato. Vita lasi-tsimenitra na beton mateza tsara ny lalana ao amin’ny K4 midina avy an-tsena manaraka ny tambohon'ny trano fandraisam-bahiny lehine iray eny an-toerana.

An-dalam-pahavitana koa ny lalana K4 miampita eny am K7. Hitohy amin'ny asa fanamboaran-dalana eny amin'ny K1 eny Antsambilo sy eny amin'ny K5 eny amin'ny voasary ny asa, hiarahana amin’ny ekipan'ny kaominina. Tafiditra ao anatin'ny tetikasa elakelan-trano imasoan'ny kaominina amin'izao fotoana izao ireo fanamboarana ireo. Tafiditra ao anatin’ny fanambin’ny ben'ny tanàna Penjy Randrianarisoa amin’ny fampandrosoana ny tanana tsy an-kiandry moa izany. Ankoatra izay dia efa mipetraka ihany koa ny takamoa amin'ireo tanàna maro hanazavana ny tanàna ho enti-miady amin’ny tsy fandriampahalemana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT