Sosialy

Sekoly tsy miankina Tsy mbola misitraka ny fanampiana


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Nodradraina fa hizarana fanampiana avokoa ireo mpiasa tss an'asa eto Madagasikara.

 

 

 

 

Anisan'ireny ireo mpampianatra tsy miankina izay miha sahirana andro aman'alina. Misy ireo sekoly mba nitsinjo ny ray aman-dreny ka tsy nampadoa saram-pianarana tamin ny volana aprily iny. Nitahafan'ny mpianatra tamin'izany ny talen-tsekoly. Mba nanantena fanampiana avy amin'ny fanjakana anefa izy ireo fa tsy nisy vokany hatreto. Nisy sekoly sady tsy nahazo arotava no tsy nahazo tambavy, ny mpampianatra moa vao maika mitanatana vava. Ny fanadinana efa miha manatombotra. Ny marary efa miha maro. Ny tambin-karama fanome isan-taona tsy nomena intsony, nankaiza ireo fampanantenana natao sy fanampiana maro be ?

Rabeso

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT