Sosialy

« Secrétaire – Trésorier » eny amin`ny fokontany Nofanina momba ny leadereship


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Nomena fiofanana ireo « Secrétaire – Trésorier » vaovao voatendry isaky ny Fokontany eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mba ho famerenana ny hasin’ny Fokontany sy ny andraikitr’izy ireo.

 

 

 

 

« Leadership, Management stratégique de la CUA et Fonctions de Secrétaire-Trésorier » no lohahivtry ny fiofanana narahin’izy ireo. Ireo boriboritany voalohany sy ny fahaenina no efa nisitraka izany, ary hanaraka kosa ny boriboritany 4 ambiny. Notolorana boky mitahiry ilay fiofanana ireo mpiofana. Nanao sonia ny taratasy fanekena koa izy ireo, mba ahafahana manaramaso sy manadina azy ireo ao aoriana mikasika ny vokatry ny asa rehetra natao teny amin’ny Fokontany.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT