Sosialy

Entona fandrehitra Nihena amin'ny an-tsasany ny fanjifana


  • Zoma 08 Mey 2020

Miantraika any amin'ny fanjifana Gaz na entona fandrehitra ny fahamehana ara-pahasalamana narahana fihibohana.

 

 

 

Nihena hatrany amin'ny 50% be izao ny fanjifana azy ity eto Madagasikara tato anatin'ny iray volana izay.Antony nahatonga izany ny fiatoan'ny orinasa Ambatovy izay mpanjifa entona fandrehitra goavana indrindra eto Madagasikara; eo ihany koa ny tsy fiasan'ireo hotely sy trano fandraisam-bahiny maro be manerana ny nosy, ary mazava ho azy moa fa nisy fihenany ihany koa ny fampiasana gaz isan-tokantrano.Nidina ny vidin'ny entona fandrehitra eto Madagasikara satria nampanarahana ny vidiny eto amin'ny tsena iraisam-pirenena.Na izany aza dia mbola tsy misy ihany ny mpanjifa.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT