- Alarobia 08 Aprily 2020
Sosialy.Anosipatrana Nizara fanomezana ny loharano
Nizara fanomezana ny omaly 07.04.20 ny loharano. Vary 6 kilao,menaka litatra,tsiasisa 8kp,savony 1,sira1,siramamy atsasakilao,vovo dronono soja
Hamaky ny tohinyNizara fanomezana ny omaly 07.04.20 ny loharano. Vary 6 kilao,menaka litatra,tsiasisa 8kp,savony 1,sira1,siramamy atsasakilao,vovo dronono soja
Hamaky ny tohinyMisy amin’ireo sekoly tsy miankina no manery ny ray aman-dreny handoa saram-pianarana. Ny 1-6 aprily no fotoana hitakiana izany ho an’ny ankamaroan’ny sekoly.
Hamaky ny tohinyRamatoa Minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsosialy, ny Minisitry ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana no nisolotena ny fitondram-panjakana aty Toamasina amin’ny fanatanterahana ny drafitra ara-tsosialy amin’ny hamehana (plan d’urgence social).
Hamaky ny tohinyTaorian’ireo zokolona 6 isaky ny Fokontany notolorana fanampiana teny Bemasoandro ho an’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano andro maromaro lasa izay dia zokiolona miisa 400 indray no fantatra fa hahazo izany ho an’ny kaominina Andranonahoatra raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanana Rasamison Haja.
Hamaky ny tohiny100 isan’andro sisa ny akoho fakana nofony azon’ireo mpisehatra amin’izany hamidy eto amintsika raha nahatratra 500 isa teo aloha, haparitaka amina mpivarotra 6 ireo raha kely.
Hamaky ny tohinyMiisa 200 hatreto ireo olona tokony hamonjy fodiana tavela etsy amin’ny toby fiantsonan’ny taxi-brousse Fasan’ny karana vokatr’ilay fihobohana nateraky ny fiparitahan’ny coronavirus.
Hamaky ny tohiny