• Alakamisy 09 Aprily 2020
Sosialy.Analamanga, Antsinanana, Matsiatra Ambony Hisy fanisam-bahoaka, homena tohana manokana

Ny zava-dehibe hataontsika, izay nahazoana famatsiam-bola avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena dia ny resaka “digitalisation” eny amin’ny fokontany, hoy ny Filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Sosialy.Vaky vava ingahy Filoha Tena sarotra alamina ny Malagasy

Ny isan’ny olona mitondra ny tsimokaretina ankehitriny dia 93. Ny mahafaly dia ny hoe na mitombo aza ny voa, dia 11 no sitrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Sosialy.Olona manana fahasembanana Hozaraina vatsy ihany koa

Tsy dia voaresaka loatra ireo olona manana fahasembanana ao anatin'izao hamehana ara-pahasalamana izao, ankoatra ireo zokiolona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Sosialy.Orinasa afaka haba Manomboka misesy ny fandefasana «chômage technique »

Mitombo isa hatrany ny tsy an’asa eto amintsika. Ho an’ny orinasa afaka haba dia efa nanomboka tamin’ny volana Janoary lasa teo izy ireny no nanala mpiasa tsikelikely noho ny tsy fisian’ireo akora fototra hafarana avy any ivelany hampiasainy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Sosialy.Mpivarotra kiraro fripy Matiantoka tanteraka

Velon-taraina tanteraka ireo mpivarotra kiraro fripy amin’izao fotoana izao nohon’ny fatiantoka mahazo azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Sosialy.Tsy kely lalana ny ratsy Efa misy mpanendaka ireo mahazo Vatsy Tsinjo koa

Amin ny toerana maro misy ny fizarana fanomezana Vatsy Tsinjo avy amin’ny fitondrana dia misy ireo tovolahy manao andiany manaraka ny olona nahazo.

Hamaky ny tohiny
FTT