- Talata 07 Aprily 2020
Sosialy.Vatsy zaraina eny amin’ny fokontany Avela ho faty noana izany izay tsy nahaloa adidy ?
Misedra fahasahirana goavana indrindra noho izay niainany rehetra hatramin’izay ankehitriny ny vahoaka malagasy.
Hamaky ny tohinyMisedra fahasahirana goavana indrindra noho izay niainany rehetra hatramin’izay ankehitriny ny vahoaka malagasy.
Hamaky ny tohinyTsy maintsy maka taratasy fahazoan-dalàna avokoa ireo olona hamonjy fodiana any amin’ny faritra raha araka ny tatitra navoakan’ny Antokon-draharaha Misahana ny Fitaterana an-Tanety na ATT omaly.
Hamaky ny tohinyTsy nahandry ny fanampiana tokony hozaraina ho azy ireo ireo mpitarika posy ao Toamasina omaly maraina ka nivoaka nikasa hiasa mba hitady vola avokoa.
Hamaky ny tohinyAmin’izao fihibohana an-trano izao, izay niampy 15 andro indray dia nivondrona ao anatin’ny “Comité 5”, ireo mpandraharaha karana mipetraka ao amin’ny faritra Boeny,
Hamaky ny tohinyNitokona fanindroany nidina an-dalam-be indray ireo mpitondra “tuk tuk” miisa 1911 ao Toamasina ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinySady mahatsikaiky sy mahonena no mampanahy ihany koa ny zava-mitranga ao anatin’izao atao hoe fihibohana amin’ny ampahany na “confinement partiel”
Hamaky ny tohiny