- Sabotsy 04 Aprily 2020
Sosialy.Mampiasa hafetsena ny mpivarotra Miaka-bidy ny entana vao dify ireo mpanara-maso
Tena marobe ireo olona manararaotra izao hamehana ara-pahasalamana eto amin’ny firenena izao.
Hamaky ny tohinyTena marobe ireo olona manararaotra izao hamehana ara-pahasalamana eto amin’ny firenena izao.
Hamaky ny tohinyNoho ny fidangan’ny vidim-bary eny an-tsena dia lasa manenjika ireo vary mora tonga eny amin’ny Fokontany avokoa ny ankamaroan’ny olona.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ireo fikambanan’ny Banky mivondrona ao anatin’ny APB (Association Professionnelle des Banques)
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona tonga manolotra izay foiny hanampiana ny mpiara-belona marefo na marary eto amin’ny firenena amin’izao fotoana hiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus eto amintsika izao.
Hamaky ny tohinyMisy ny ivontoerana Connecteo izay natokan’ny Ministeran’ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asa tanana (MICA) handraisana ny laharana maintso 812 iantsoan’ny mpanjifa.
Hamaky ny tohinyTsy manana fiara fitaterana ny ankamaroan’ireo orinasa afaka haba eto amintsika. Mandeha taxi-be avokoa ny mpiasa ao aminy izay tena nahatsiaro
Hamaky ny tohiny