- Sabotsy 11 Aprily 2020
Sosialy.Sehatra tsy miankina Tsy voahaja ny zon’ny mpiasa, mihetsika ny FISEMA
Namoaka fanambarana ny vondron` ny kaonferasionina hivondronan` ny sendikàn` ny mpiasa eto Madagasikara (FISEMA) manoloana ireo tsy fanajàna ny zon` ny mpiasa ataon` ireo orinasa tsy miankina sasany amin` izao fahamehana ara-pahasalamana izao.
Hamaky ny tohiny