- Sabotsy 11 Aprily 2020
Sosialy.CUA Nizara vatsy ho an’ireo gadra tsy ampy taona
Manoloana ny fotoan-tsarotra lalovan'ny firenena amin'ny ady amin'ny valan'aretina coronavirus ary amin'izao ankatoky ny paska izao,
Hamaky ny tohinyManoloana ny fotoan-tsarotra lalovan'ny firenena amin'ny ady amin'ny valan'aretina coronavirus ary amin'izao ankatoky ny paska izao,
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona misedra olana amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao. Lohalaharana amin’izany ireo mpiasa eny anivon’ny orinasa afaka haba.
Hamaky ny tohinyIzahay tsy maintsy mitady fa mila mihinana isan’andro. Aretin’ny mpanankarena io fa tsy mahavoa anay.
Hamaky ny tohinyManoloana ny ady atao amin'ny fihanaky ny tsimokaretina Covid-19 dia nitondra fanampiana hoentina miatrika izany tany Toliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena,
Hamaky ny tohinyAmin’izao fiatrehana ny "Confinement" eto amintsika izao ka tsy hahazoana manatanteraka fifaninanana ara-panatanjahantena samihafa dia mentana ny rehetra hampitombo fahalalana sy fahaizana amin'ny fanaovana
Hamaky ny tohinyMbola betsaka amin’ireo mpivarotra eto amintsika no mafy loha tsy manaja ny lamina napetraka.
Hamaky ny tohiny